# Fampifandraisana ny foto-kevitra Miova toerana sy fotoana hafa indray ny tantara eto ary mitantara an'i Jesosy manasitrana olona hafa. # Rehefa niditra ... Jesosy Mety niaraka tamin'i Jesosy ireo mpianatra, fa ny ivon'ity tantara ity dia eo amin'izay natao sy nolazain'i Jesosy, koa mba hialana amin'ny fandikana diso dia aza mampiditra ny hoe mpianatra raha tsy tena ilaina. # rafozam-bavin'i Petera "ny renin'ny vadin'i Petera" # niala taminy ny tazo Azo adika hoe DH: "Niahatsara izy" na "Nositranin'i Jesosy Izy" # nitsangana "niarina teo am-pandriana"