# Ary Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ilay tranga. Izany dia manomboka amin'i Jesosy nanatona azy ireo. Raha manana fomba hilazana izany ny fiteninao, dia eto ampiasaina. # ny mason'izy ireo dia nosakanana mba tsy hahafantatra Azy Ny fahaizan'ireo lehilahy hahafantatra an'i Jesosy dia noresahina toy ny hoe fahaizan'ny mason'izy ireo hahafantatra Azy. DH: ''nisy zavatra nisakana azy ireo ka tsy afaka nahafantatra Azy izy ireo''