# Koa Ity teny ity dia manamarika hetsika vaovao izay nitranga nohon'ny zavatra hafa izay nitranga voalohany. Amin'ity, ny vahoaka nilaza ilay lehilahy jamba fa nandalo teo Jesosy. # niantso mafy ''nihiakiaka mafy'' # Zanak'i Davida Jesosy dia taranak'i Davida, mpanjaka manan-danja indrindra an'Isiraely. # mamindrĂ  fo amiko ''hampisehoy fangorahana aho'' # Ireo izay nandeha nialoha ''Ireo olona izay nandeha nanoloana ny vahoaka'' # mba hangina ''mba tsy hikiakiaka''