# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia fihatoana amin'ny fampianaran'i Jesosy, toy ny andininy faha14 milaza amintsika ny momban'ny fomba nanalan'ireo Fariseo baraka an'i Jesosy. Ao amin'ny andininy faha15, Jesosy manohy mampianatra sy mamaly ireo Fariseo. # Ary Ity teny ity dia manamarika fiovana amin'ny fampahafantarana fototra. # izay tia vola "izay tena tia vola be" # nanamavo Azy izy ireo "nanamavo an'i Jesosy ireo Fariseo" # Niteny tamin'izy ireo Izy hoe "Jesosy niteny tamin'ireo Fariseo" # Ianareo dia manamarina ny tenanareo eo imason'ny olona "Miezaka manatsara ny tenanareo amin'ny olona ianareo" # Andriamanitra mahalala ny fonareo Eto ny "fo" dia maneho ireo fanirian'ny olona. DH: "'Andriamanitra mahatakatra ny tena fanirianareo" na "Fantatr'Andriamanitra ny antony manosika anareo" # Fa izay hasandratra eo amin'ny olona DH: "Ireo zavatra izay heverin'ny olona ho tena manan-danja" # dia hankahalaina eo imason'Andriamanitra "Hankahalain'Andriamanitra" na "dia zavatra izay halan'Andriamanitra"