# Nandeha izy Ilay "izy" eto dia maneho ilay zanaka lahy. # nikarama "nanomboka niasa ho an'ny" # iray tamin'ireo mponina tao amin'io firenena io "lehilahy tao amin'io firenena io" # "mba hamahana ireo kisoan'ilay lehilahy" "mba hanome sakafo ireo kisoan'ilay lehilahy" # te-hihinana mafy ireo sakafo fihinan'ny kisoa izy "naniry mafy ho afaka hihinana." Tsy am-pisalasalana fa ny anton'izany dia satria nona mafy izy. DH: "nona mafy izy ka naniry hihinana am-pifaliana"