# fitopolo Ianao dia mety mila manampy fanamarihana: "Ny dikan-teny sasany dia manao hoe '72' raha tokony ho '70'" # tamin'ny anaranao Eto ny "anarana" dia maneho ny hery sy fahefan'i Jesosy. # fahefana hanitsaka ny menarana, ny maingoka "fahefana handeha eo amin'ny menarana sy hamotika maingoka." Ireo dika azo atao: 1) Ity dia maneho ny tena menarana sy maingoka na 2) ny menarana sy maingoka dia sariteny ho an'ny fanahy ratsy. # hanitsaka menarana sy maingoka Ny tiana ambara dia hoe hanao izay izy ireo ary tsy haratra. DH: "mandehana eo amin'ny menarana sy maingoka dia tsy handratra anao izy ireo" # ambonin'ny hery rehetran'ny fahavalo "Nomeko fahefana hamotika ny herin'ny fahavalo ianareo" na "Nomeko fahefana handresy ny fahavalo ianareo." Satana ilay fahavalo. # aza mifaly fotsiny amin'izany, hoe nanaiky anareo ny fanahy "aza mifaly fotsiny nohon'ny naneken'ny fanahy anareo." DH: "Mifalia kokoa hoe voasoratra any an-danitra ny anaranareo noho ny mifaly fa nanaiky anareo ny fanahy!" # voasoratra any an-danitra ny anaranareo DH: "Nosoratan'Andriamanitra any an-danitra ny anaranareo" na "ny anaranareo dia ao amin'ny lisitry ny olona izay mponin'ny lanitra"