# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Nisy fifamaliana nanomboka teo amin'ireo mpianatra izay mifantoka manodidina my hery. # teo amin'izy ireo "teo amin'ireo mpianatra" # fihevitra tao am-pon'izy ireo Ny "fo" dia maneho ny eritreritra sy faniriana lalin'ny olona. DH: "fandinihana ny eritreritra manokan'izy ireo" # mandray Ahy DH: "dia toy ny hoe mandray Ahy izy" # ilay iray izay naniraka Ahy "Andriamanitra, izay naniraka Ahy" # no lehibe "no raisain'Andriamanitra ho manan-danja indrindra"