# Ary niteny tamin'izy ireo Izy "Avy eo Jesosy niteny tamin'ireo mpianany" # tsy hilaza izany na amin'iza na iza "tsy tokony hilaza na amin'iza na iza." DH: "Aza milaza na amin'iza na iza" # Ny Zanak'Olona dia tsy maintsy hijaly amin'ny zavatra maro "Ny olona dia hampijaly mafy ny Zanak'Olona" # ho lavin'ireo loholona sy lohan'ny mpisorona ary ireo mpanora-dalàna DH: "ireo loholona, lohan'ny mpisorona, ary mpanora-dalàna dia handà Azy" # ho vonoina Izy DH: "izy ireo dia hamono Azy" # amin'ny andro fahatelo "telo andro aorian'ny hafatesany" na "amin'ny andro fahatelo aorian'ny hafatesany" # hatsangana ''ho velomina indray." DH: "Andriamanitra dia hamelona Azy indray"