# Fampifandraisana ny foto-kevitra Na dia niverina tany amin'i Jesosy aza ireo mpianatra ka nandeha tany Betsaida mba hanana fotoana miaraka, dia nanaraka an'i Jesosy ny vahoaka mba ho sitranina sy hihaino ny fampianarany. Nampitombo ny mofo sy hazandrano Izy mba hanampiana azy ireo rehefa miverina mody. # niverina "tonga tany amin'izay nisy an'i Jesosy" # ny zavatra rehetra vitan'izy ireo Ity dia maneho ny fampianarana sy fanasitranana izay nataon'izy ireo rehefa nankany amin'ireo tanàna hafa. # Betsaisa Ity dia anaran-tanàna iray.