# manodidina Anao ny vahoaka ... manery Anao izy ireo Amin'ny fitenenana ity, Petera dia milaza fa mety nakasika an'i Jesosy avokoa ny olona rehetra. DH: "feno olona maro manodidina Anao ary manery Anao, noho izany dia mety nikasika Anao avokoa ny tsirairay tamin'izy ireo!" # Nisy nikasika Aho Mety hanampy ny fanavahana ny "kasika" niniana natao sy ny kasika tsy nahin'ny olona. DH: "Fantatro fa nisy olona ninia nikasika Ahy" # fantatro fa nisy hery niala avy tato amiko Jesosy tsy nahavery ny heriny na hoe lasa malemy, fa ny heriny no nanasitrana ilay vehivavy. DH: "Fantatro fa nisy hery fanasitranana nivoaka avy tao anatiko" na "tsapako nanasitrana olona ny heriko"