# nisy vehivavy iray teo Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara. # efa nandeha rà "nisy rà mikoriana." Mety nandeha rà avy ao an-kibony izy na dia mbola tsy fotoanan'ny fadim-bolany aza. Ny kolontsaina sasany dia mety manana fomba mihaja anehoana izany. # ary tsy nisy nahasitrana azy na iza na iza DH: "tsy nisy afaka nanasitrana azy ny tamin'izy ireo"