# Ilay lehilahy Ireo hetsika ao amin'ireto andininy ireto dia nitranga talohan'ny nandehanan'i Jesosy tao amin'ny sambo. Mety hanampy ny fametrahana ity eny am-boalohany. DH: "Mialohan'ny nandehanan'i Jesosy sy ireo mpianany, dia ... ilay lehilahy" na "mialohan'ny niondranan'i Jesosy sy ireo mpianany an-tsambo, dia .. ilay lehilahy" # any an-tranonao "any amin'ny fianakavianao" # manomeza tatitra feno momba izay nataon' Andriamanitra taminao "ary lazao azy ireo ny zavatra rehetra momba izay vitan'Andriamanitra ho anao"