# Fampifandraisana ny foto-kevitra Rehefa tao an-tempoly Maria sy Josefa, dia nihaona tamin'ny olona roa: Simeona, izay nidera an'Andriamanitra sy nanao faminaniana momba ilay zaza, sy mpaminany vavy iray hoe Ana. # Indro Ny teny hoe "indro" dia manaitra antsika amin'ny olona vaovao ao amin'ny tantara. Mety manana fomba fitenenana izany ny fiteninao. # marina sy mafana fo Ireo teny saro-takarina ireo dia mety milaza hetsika. DH: "nanao izay ankasitrahan' Andriamanitra sy nankàtoa ny lalàn' Andriamanitra" # fampiononana an'Israely Ity dia manondro ireo fampiononana maro an' Israely rehefa tonga Mosesy. DH: "ilay iray izay hampionona an'Israely" # to aminy ny fahahy "niaraka taminy ny fanahy." Niaraka taminy tamin'ny fomba miavaka Andriamanitra ary nanome azy fahendrena sy lalana eo amin'ny fiainany. # Nambaran'ny Fanahy Masina taminy DH: "Ny Fanahy Masina nampiseho azy" na "Ny Fanahy Masina nilaza taminy" # Tsy hahita fahafatesana mialohan'ny ahitany ny Kristin'ny Tompo izy "hahita ny Mesian'ny Tompo izy mialohan'ny hafatesany"