# Ary tamin'ny andro fahavalo no nitrangan'izany "Rehefa valo taona ny zaza" na "Avy eo, valo andro aorian'ny nahaterahan'ny zaza" # izy ireo Ity dia mety maneho an'i Zakaria ary ireo namana sy havan'i Elizabeta. # mba hamora ny zaza Ity matetika dia lanonana izay hamoran'ny olona iray ny zaza ary eo ny namana mba hankalaza miaraka amin'ny fianakaviana. DH: "ho an'ny lanonana famoran-jaza" # saika ho antsoin'izy ireo izy hoe "saika ho antsoin'izy ireo izy hoe" na "Te-hanome azy ilay anarana izy ireo." Izany no fomban-drazana tena izy. # araka ny anaran-drainy "ny anaran'ny rainy" # amin'izany anarana izany '"mitovy amin'izany anarana izany"