# dia tsy azo avotana intsony izany DH: "tsy azony haverina vidiana intsony izany" # Raha tsy anavotra ny saha kosa izy Ny fotoan'ny fanavotana ny saha dia azo lazaina mazava. DH: "Raha tsy manavotra ny saha amin'ny taon-jobily izy" # amin'ny taon-jobily "taona fiverenana amin'ny laoniny" na "taona mba hamerenanao ny tany." Io dia fotoana tsy maintsy namerenanan'ny Jiosy ny tany amin'ny tena tompony indray ary hanafahany ireo andevo. Jereo ny nandiakanao azy ao amin'ny 25:13. # izay efa natolotra tanteraka ho an'i Yaveh DH: "izay efa nomen'ilay olona ho an'i Yaveh tanteraka"