# dimy ...roapolo ...folo ...telo "5 ...20 ...10 ...3" # Ny fenitry ny tombanao "ny sanda hohefaina" na "ny tsy maintsy hohefainao" # sekely roapolo Raha ilaina ny fampiasana ny mari-danja moderina, dia ireto misy fomba roa hanaovana izany. DH: "singam-bolafotsy roapolo" na "volafotsy roanjato grama" # ary ho an'ny vavy dia sekely folo Ny andian-teny "izany tahan-taona izany" sy ny "ny fenitry ny tombanao dia tsy maintsy" dia nesorina, saingy natao mba ho azo. DH: "ary aoka ho selely folo no ho tombam-bidinao ho an'ny vehivavy amin'ireo tahan-taona ireo" # sekely folo Raha ilaina ny fampiasana ny mari-danja moderina, dia ireto misy fomba roa hanaovana izany. DH: "singam-bolafotsy folo" na "volafotsy zato grama" # sekely volafotsy dimy Raha ilaina ny fampiasana ny mari-danja moderina, dia ireto misy fomba roa hanaovana izany. DH: "singam-bolafotsy dimy" na "volafotsy dimampolo grama" # telo sekely Raha ilaina ny fampiasana ny mari-danja moderina, dia ireto misy fomba roa hanaovana izany. DH: "singam-bolafotsy telo" na "volafotsy telopolo grama"