# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Andriamanitra dia manome toromarika an'i Mosesy ny amin'ireo zavatra ao amin'ny trano-lay fihaonana. # roa ampahafolon'ny efaha Izany dia eo ho eo amin'ny 4,5 litatra. DH: "efatra litatra sy tapany" # latabatra vita tamin'ny volamena tsy mifangaro Io latabatra io no toerana masina, izay eo anoloan'ny toerana masina indrindra.