# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Andriamanitra dia manome toromarika an'i Mosesy ny amin'ireo zavatra ao amin'ny trano-lay fihaonana. # diloilo tsy mifangaro vita tamin'ny oliva "menaka oliva tsy mifangaro" # fanilo Io dia manondro ny jiro na ny jiro ao amin'ny trano-lay masin'i Yaveh. DH: "ny jiro izay ao amin'ny trano-lay fihaonana"