# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona isan-taona i Yaveh. # tsy maintsy alàna avy eo amin'ny olony Ny voahilika dia resahina toy ny hoe nesorina. Jereo ny nadikanao io hevitra io ao amin'ny 7:19. DH: "aoka ho ahilika tsy ho eo amin'ny vahoakany" na "aoka hosarahinareo amin'ny vahoakany izany olon izany"