# dia hadio izy "dia hoheverina ho madio ilay mpisorona." Ny olona izay eken'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny. # hitany maty na novonoin'ny bibi-dia DH: "izay novonoin'ny olona na novonoin'ny bibi-dia"