# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny olona mba tsy handoto azy ireo. # Aoka ianareo tsy hanome ireo zanakareo ho atao eo amin'ny afo Ny andian-teny "ampandalovina amin'ny afo" dia midika fandorana zavatra amin'ny afotoy ny sorona. DH: "Aoka tsy handoro velona ny zanakareo ianareo" # tsy mahazo maniratsira ny anaran'Andriamanitrareo ianareo Eto, ny teny "maniratsira" dia midika hoe manala baraka. Ny teny "anarana" dia manodro ny tenan'Andriamanitra. DH: "Aoka ianareo tsy hanala baraka ny an'Andriamanitrareo"