# haloto ...izy Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny. # mandra-paharivan'ny andro "mandra-pilentiky ny masoandro" # mikasika ny vatan' "izay mikasika na faritra aiza na faritra aiza amin'ny vatana"