# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny olona rehefa misy olona sasana aretin-koditra. # tsy mahatakatra "tsy manana vola ampy mba hividianana" # mba haevaheva ...ho an'ny tenany DH: "izay hahevahevan'ny mpisorona ...ho azy" # iray am-pahafolon'ny efaha am-pahafolon'ny efaha - Ny ireo am-pahafolon'ny efaha dia 22 litatra. # loga Ny iray loga dia 0,31 litatra.