# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny olona rehefa misy olona sasana aretin-koditra. # Ilay olona voadio DH: "ilay olona izay nodiovin'ny mpisorona" # ary dia hadio izy Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.