# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny olona rehefa misy olona sasana aretin-koditra. # ilay aretin-koditra Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 13:3 io andian-teny io. # ilay hodiovina DH: "ny olona izay hosasany" # vorona ...madio Ny vorona izay eken'Andriamanitra hohanina sy atolotry ny olona ho sorona dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny. # kofehy jaky "kofehy mena" # hysopa Ahitra misy fofona manitra izay ampiasaina amin'ny fitsaboana.