# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona raha misy olona voan'ny aretin-koditra i Yaveh. # ivelan'ny toby Ny toby dia faritra izay honenan'ny ankamaroan'ireo Israelita. Ny olona maloto dia tsy mahazo monina miaraka amin'izy ireo satria mety hifindra amin'ny hafa ny aretiny. # Maloto, maloto Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.