# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona raha misy olona voan'ny aretin-koditra i Yaveh. # fery Adikao tahaka ny nanaovanao azy tao amin'ny 13:5. # madio izy "madio izany olona izany" # madio izy Ny olona izay azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.