# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona raha misy olona voan'ny aretin-koditra i Yaveh. # areti-mifindra Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 13:3 ireo teny ireo. # manambara azy ho maloto ilay mpisorona Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.