# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay avelany hohanin'ny olona sy izay raràny tsy hohanina. # Ny biby rehetra ... dia maloto ho anareo Ireo biby izay nambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika ny hohanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny ireo. # mivaky kitro Io dia midika ny kitro izay mivaky roa raha tokony ho iray ihany. Jereo ny nandikanao azy ireo ao amin'ny 11:3. # mamerin'ota Io dia midika ireo biby izay mamerina ny sakafo avy any amin'ny vavoniny ka averiny tsakoina indray. Jereo ny nandikanao azy ireo ao amin'ny 11:3. # Izay rehetra mikasika azy ireny dia haloto Ny olona izay tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra nohon'ny fikasihana ny iray tamin'ny fatin'ireo biby ireo dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny izy. # tongotra tongotra biby misy hoho maranitra # mandra-paharivan'ny andro "mandra-pilentiky ny masoandro"