# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay avelany hohanin'ny olona sy izay raràny tsy hohanina. # voltora ...papango ...goaika ...vorondolo maneno ...voron-drano ...ankoay ireo dia karazam-borona izay mivoaka amin'ny alina na izay biby mikorokoro (voalavo, bitro voalavo, ...) sy mihinana fatim-biby.