# ireo fanaka rehetra Ireo dia ny vilany, ny vilany fanendasana, ny angady, ary ireo antsi-rovitra ampiasaina eo amin'ny alitra. # ny tavy Io dia kovetabe varahina izay eo anelanelan'ny alitara sy ny tabernakely. # ny faladiany Io dia andry varahina izay itoeran''ilay kovetabe.