# tsy nahy "tsy fantatra" # nandrarana ...tsy ho atao DH: "nandidiany azy izy mba tsy ho atao" # ary raha meloka izy ireo " ary raha meloka izy ireo" na "ary raha mendrika ny hosazian'Andriamanitra izy ireo" # rehefa fantatra ny ota nataon'izy ireo DH: "rehefa tsapan'izy ireo fa nanota izy ireo" # dia hametraka ny tanan'izy ireo eo amin'ny loha Io dia fihetsika atao mba hamantarana fa miaraka amin'ilay biby hatolony ilay olona. Manolotra ny tenany amin'io fomba io ho an'i Yaveh amin'ny alala'ny biby ilay olona, mba hamelan'Andriamanitra ny helok'ilay olona rehefa mamono ilay biby izy ireo. Jereo ny fomba nandikanao an'io tao amin'ny 1:3. # ho vonoina ...ilay omby DH: "ary ho vonoin'izy ireo ilay omby"