# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona mba ho azony ekena ny fanatitr'izy ireo # izay natono tamin'ny afo sy nopotehina DH: "izay nandrahoinao tamin'ny afo ary nopotehina avy eo" # fanati-pahatsiarovana Ny iray tanana amin'ny fanatitra voa dia mampiseho ilay fanatitra voa iray manontolo. Izany hoe ilay fanatitra manontolo dia an'i Yaveh. Jereo ny fomba nandikanao an'io tao amin'ny 2:1. # Izany no fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh DH:"Izany no fanatitra dorana ho an'i Yaveh"