# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona mba ho azony ekena ny fanatitr'izy ireo. # natao tamin'ireo zavatra ireo DH: "izay namboarinao tamin'ny koba sy diloilo" # dia hatolotra izany DH: "dia hatolotrao izany" # Avy eo dia ... natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh izany Ho an'ny 2:9-10, jereo ny fomba nandikanao ny ankamaroan'ireo teny ireo ao amin'ny 2:1. # fanati-pahatsiarovana Ny iray tanana amin'ny fanatitra voa dia mampiseho ilay fanatitra voa iray manontolo. Izany hoe ilay fanatitra manontolo dia an'i Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io ao amin'ny 2:1. # Ho fanatitra natao tamin'ny afo izany DH: "Ho fanatitra dorana izany" # hahatonga hanitra ankasitrahana ho an'i Yaveh Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7. # Masina tokoa amin'i Yaveh avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Yaveh DH: "avy amin'ny fanatitra dorana ho an'i Yaveh"