# Tsy maintsy "Ny mpisorona dia tsy maintsy" # takorobabon'izany mbamin'ny fitoerany Ny takorobabo dia paosy eo ambanimbanin'ny tendan'ny vorona izay misy ireo sakafo mbola ho levonina. # ary hariany akaikin'ny alitara eo atsinanana izany Eto, ny "izany" dia manondro ilay takorobabo sy ny zavatra ao anatiny. # ary hamoka hanitra malefaka ho an'i Yaveh; Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. # ho fanatitra natao tamin'ny afo ho Azy izany DH: "ho fanatitra dorana ho Ahy izany" na "ho fanatitra dorana ho an'i Yaveh izany"