# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Joda dia niteny ireo mpino ny antony nanoratany ity taratasy ity. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny": Ny teny hoe "isika" ao amin'ity taratasy ity dia mamaritra an'i Joda sy ireo mpino. # Ny famonjena iombonantsika Ny famonjena izay zaraintsika. # Nanoratra aho "Mahatsapa tena mafy fa hoe mila manoratra aho" na "Izaho dia nahatsapa fa mila manoratra maika. # Hanosika anareo hiady mafy ho an'ilay finoana "Mankahery anareo mba hiaro ny fampianarana marina." # Mpino "Olomasina." ny dikan-teny sasany dia mandika izany ho "ilay masina." Izany dia manome hevitra ny amin'ireo mpino Kristiana izay tsy manisy fironana manokana ny toetrany ara-moraly, fa ny mpino izay natao olomasina amin'ny finoana ny fahafatesan'i Jesosy mba ho famonjena. # Fa ny olona sasany nisisika antsokosoko "Fa nisy olona sasany tonga teo anivon'ireo mpino nefa tsy nisarika azy ireo hifantoka aminy." # Olona voamarika ho an'ny fanamelohana Io ihany koa dia afaka atao tso-drafitra. DH: "Olona izay nosafidian'Andriamanitra ho helohina." # Izay manevateva ny fahasoavan'Andriamanitra ho any amin'ny fijejojejoana Ny fahasoavan'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe zavatra iray izay azo ovaina ho zavatra mahatsiravina. DH: "Izay manova ny fahasoavan'Andriamanitsika ho fanirian-dratsy" na "izay mampianatra fa ny fahasoavan'Andriamanitra dia mamela ny olona iray hiaina amin'ny fahotana ara-nofo." # Mandà ny Andriana tokana sy Tompontsika, Jesosy Kristy Mety ho dikany dia izao: 1) izy ireo dia mampianatra fa izy dia tsy Andriamanitra na 2) ireo olona ireo dia tsy mankatoa an'i Jesosy Kristy.