# Raha hitanao fa ratsy Eto "hitanao" dia sarin-teny anaky roa. Voalohany dia maneho ny fijerin'izy ireo izany, saingy fijery nisy ifandraisany amin'ny faniriana. D.H: "Raha tsy tianao" (UDB) # ankohonako Ity dia mampiseho ny fianakaviany izay mipetraka ao amin'ny ankohonany. D.H: "ny fianakaviako"