# Fampahfantarana amin'ny ankapobeny: Josoa dia miresaka hatrany izay nolazain'i Yaveh mahakasika ny fifanarahany tamin'ny vahoakany. # ianareo ny "ianareo" dia maro amin'ity teny ary amin'ny firenena lehibe an'Israely. # Jordana Ity dia anarana fohy amin'ny Reniranon'ny Jordana # fangaraka Biby kely manindrona manidina haingana izay mitoetra ao amin'ny fahavalo. Eto, "fangaraka" maromaro" dia voalaza ho iray ihany.