# Fampahfantarana amin'ny ankapobeny: Josoa dia miresaka hatrany izay nolazain'i Yaveh mahakasika ny fifanarahany tamin'ny vahoakany. # Balaka... Zipora anaran-dehilahy # anareo ny "ianareo" dia maro amin'ity teny ary amin'ny firenena lehibe an'Israely. # namonjy anareo teny an-tanany Eto ny "tanana" dia maneho fahefana. D.H: "mamela anareo handresy azy ireo"