# Fampahfantarana amin'ny ankapobeny: Josoa dia miresaka hatrany izay nolazain'i Yaveh mahakasika ny fifanarahany tamin'ny vahoakany. # ianareo ny "ianareo" dia maro amin'ity teny ary amin'ny firenena lehibe an'Israely. # Jordana Ity dia anarana fohy amin'ny Reniranon'ny Jordana # natolotro teo am-pelan-tananareo Eto "tanana" dia maneho fahefana. D.H: "mamela anareo handresy azy ireo"