# Fampahfantarana amin'ny ankapobeny: Josoa dia miresaka hatrany izay nolazain'i Yaveh mahakasika ny fifanarahany tamin'ny vahoakany. # ireo razambenareo... Ianareo Nampifandimbiasan'i Yaveh teo amin'ireo andian-teny roa, izay samy maneho amin'Israelita rehetra, ny taloha sy ny ankehitriny. Ny teny "ianareo" dia maro amin'ity teny ity ary maneho amin'ireo firenena lehibe an'Israely. # ranomasina Ity dia maneho amin'ny ranomasin'ny Rida. # an'efitra toerana tsy mahazatra, karakaina