# handeha amin'ny lalan'ny tany rehetra aho Josoa mapmiasa teny mihaja mba hanehoany ny tamin'ny fahafatesana. d.H: "Ho faty aho" # fantatrareo amin'ny fonareo Eto ireo teny "fo" sy "fanahy" misy dikany mitovy. Manasongadina fahaizan'olona lalina miaraka izy ireo. # tsy misy teny iray tsy ho tanteraka ireo teny ireo dia manamafy fa ny fampanantenan'i Yaveh dia nitranga avokoa. D.H: "ny teny rehetra dia tanteraka"