# Ho an'ireo levita sisa__ireo fokon'i Merary__no nanomezana avy amin'ny fokon'i Zebolona: an'i Jokneama D.H: "Ny ambin'ireo Levita__fokon'ny Merary__dia nandray avy amin'ireo fokon'i Zebolona Jokneama" # Merary anaran'olona # Joknea... maKarta... Dimnà... Nahalola anaran-tanàna # tanàna efatra ny fitambarany Ny tanàna dia maneho ny fitambaran'isa.