# Lesema Io dia anaran-tanàna. # Izany no lovan'ny fokon'i Dana Ny tany sy ireo tanàna izay azon'ny fokin'i Dana dia voalaza fa izany ilay lova izay noraisin'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "izany ny tany sy tanàna izay noraisin'ny fokon'i Dana ho lova" # nomena ireo fokony izany D.H: "Natolotr'i Josoa ho an'ny fokon'izy ireo izany"