# Irona... Migdaela... Horema... Bet-anata Ireo dia anaran-tanàna. # Izany no lovan'ny fokon'i Naftaly Ny tany sy ireo tanàna izay azon'ny fokin'i Naftaly dia voalaza fa izany ilay lova izay noraisin'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "izany ny tany sy tanàna izay noraisin'ny fokon'i Naftaly ho lova" # nomena ireo fokony izany D.H: "Natolotr'i Josoa ho an'ny fokon'izy ireo izany"