# Ny antsapaka fahatelo "Ny fotoana fahatelo nilokan'i Josoa, ny loka dia natokana ho an'ny fokon'i Zebolona" # fahatelo isa fahatelo ao amin'ny lisitra # Sarida...Marala... Dabeseta... Jokneama Ireo dia anaran-toerana. # tandrifin'i Jokneama "avy eo am-pitan'ny Jokneana"