# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra nanao an-disitra ireo tanàna izay ao amin'ny tany izay noraisin'ny fokon'i Simeona ho lova. # Nanana ho lovany izy ireo. Ny tany sy ireo tanàna izay azon'ny fokon'i Simeona dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'izy ireo ho fananana maharitra. D.H :" Nanana ireo tanàna manaraka ho lovany izy ireo"