# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny mpanoratra dia manao an-disitra ireo tanàna izay ao amin'ny tany izay azon'ireo fokon'i Benjamina ho lova # Izany no lovan'i Benjamina Ny tany sy ireo tanàana izay azon'ireo fokon'i Benjamina dia voalaza fa ireo no lova izay azon'izy ireo ho lova maharitra. D.H: "Izany ny tany sy ny tanàna izay azon'ireo fokon'i Benjamina ho lova"