# ireo taranak'i Josefa Ity dia maneho ny taranak'i Efraima sy Manase. # Nahoana no asan'ny tany iray ihany no natolotrao ho anay... notahian'i Yaveh izahay? Ny vahoakan'ny fokon'i Manase sy Efraima dia mangataka izany fanontaniana izany mba hanamafisana fa i Josoa dia tokony efa nanendry tany maro ho azy ireo. D.H: "Tokony efa nomenao anay mihotra noho ny iray...Yaveh efa nitaha anay." # asan'ny tany iray ary tsinjara iray amin'ny lova Ireo andian-teny roa ireo amin'ny ankapobeny dia zavatra mitovy. Ny faha roa manaraka izany, ny tany dia voalaza fa izany ilay lova izay azon'ny vahoaka ho fananana maharitra. D.H: ''asan'ny tany iray ho lovantsika" # tsinjara ampahany # vahoaka be an'isa "vahoaka maro be" # Raha vahoaka be an'isa ianareo "Satria ianareo vahoaka be an'isa" # Refaita Izany dia anarana vondron'olona.