# sisin-tanin'izy ireo "An'ny fokon'i Joda ny sisin-tany" # Akrabima...Sina...Hezrona...Karka...Azmona Ireo dia anaran-toerana. # lohasahan-driakan'i Egypta onin-drano kely iray any atsimo-andrefan'ny sisin-tany, akaikin'ny Egypta.